|
|
|
|

Entry1  tsy mahatombin-tsiraka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo)
Elementary words  4  mahatombina, siraka

Updated on 2024/12/07